Samia ho Tsara Fitra
Soamiely
12
Voalohany indrindra aloha dia miarahaba anao sy ny fianakavianao tratry ny taona izahay avy aty Florida. Mirary fahasoavana lalandava ho anareo. Ary marina ny teninao mila fahaizana ny midio , indrindra moa ny mifitra :)
Tohanako koa ilay teny sahy satria efa tena sangy mihoatra ny loha ny zavamisy amin’izao fotoana ka aoka samy hamoaka ny tena teny mba hanaitra ny ambaindainy avy sy ireo ambany ravin-kazo mody milamina nefa bibilava lavabe lolohavina antampon-doha.
Misaotra indrindra anao aho e. Izay no tena teny avy aty amin’izao voalohan-taona izao. Mahafinaritra ny mamaky ireo voasoratrao.