Tsy azo anaovana maloto eto
Vao mangiran-dratsy, mbola latsaka minitra vitsivitsy ny amin’ny dimy ora maraina dia efa tonga mikarakara sy manokatra ilay tsenakely fivarotana tsakitsaky sy enta-madinika vaovao etsy akaikin’ny zone franche industrielle Ingahy Blaise. Sady somokotra, no faly, nefa ihany koa…