Ry MPITONDRA
Mety ho tezitra ihany ianao raha hilaza aho fa ianao io mihitsy no fositra voalohany mahatonga izao. Aretina efa higagana, loto sy ny fahantrana, korontana sy faharavana. Nanenina tokoa aho nanaraka anao ka indrisy toa mipenipenina tsy mahita aleha, tsy misy hiatsampazana. Mazàna ianao manao…