Ny Fotoana sy ny Malagasy
(azonao vakiana ao amin’ny http://www.soratra.org koa ito lahatsoratra ito)
Alaivo sary an-tsaina vetivety anie: Misy andiana Malagasy, asa na mpiara-mpianatra, na mpiara-miasa, na mpihavana vitsivitsy mifanao fotoana. Andao atao hoe nifanaraka rizareo fa…