Isika malagasy moa dia kalaza @ fandrarahana “lava body” (ventin-dranon’afotroa), Manginy fotsiny ny “lava piringa”, ilay karazany mavaivay avoakan’ny vôlokano indoneziana…
Volokanôlozista ikoizana ny filoha Trump
Tratry ny taona aloha e
Mety ho tezitra ihany ianao raha hilaza aho fa ianao io mihitsy no fositra voalohany mahatonga izao. Aretina efa higagana, loto sy ny fahantrana, korontana sy faharavana. Nanenina tokoa aho nanaraka anao ka indrisy toa mipenipenina tsy mahita aleha, tsy misy hiatsampazana. Mazàna ianao manao…
J’avais toujours envie eu de vous partager cette histoire. Je n’ai seulement eu le temps de l’écrire et la publier qu’aujourd’hui. Le récit parlera en général de mon voyage entre la capitale et Antsirabe dont Monsieur l’agent en est l’acteur principal.
Fivoriambe frankofonika : sahirambe gasigasintsika 😌
(azonao vakiana ao amin’ny http://www.soratra.org koa ito lahatsoratra ito)
Alaivo sary an-tsaina vetivety anie: Misy andiana Malagasy, asa na mpiara-mpianatra, na mpiara-miasa, na mpihavana vitsivitsy mifanao fotoana. Andao atao hoe nifanaraka rizareo fa…