vay
“Ny vay ankandrina no maharary mahamenatra fa mbola hanolatra ihany, ny vay am-po mamono sy mandoro ka mety ahafaty tampoka. fa ny vay ampanahy mitsako tsy miato mandava-taona : iaretan-tsy laitra, odian-tsy re, mampahatsiahy ny fisiany fa be fisisika toa vavahady vakin’ny Imahamasina ka mahafaty ifanosehana !!!”…