Ranesta
“Tantaraiko zavatra ianao, grand!” hoy izy tamiko nivatambatana. Teny andalam-podiana indrindra aho indray takariva baliaka masoandro no sendra tafiara-dalana izahay mirahalahy mianaka tetsy avaratry ny fiangonana manara-penitra tetsy. Tsy nisy arahaba, tsy nifanantsafa akory izahay mirahalahy fa tonga dia io izy…